VONDROZO

Voasambotra ilay voay be efa namono olona 2


  • Alarobia 06 Desambra 2023

Voay be manodidina ny 1 metatra eo ho eo, milanja hatrany amin’ny 90 na 100 kg

any ho any no voasambotry ny fokonolona tany amin’ny distrikan’i Vondrozo omaly Talata 05 Desambra ka nanamparan’izy ireo ny hatezerany. Raha araka ny fantatra mantsy dia efa namono nahafaty olona roa ity voay be ity. Sarihany eny amoron-drano ilay olona na koa hisitrihany avy ao ambany tetezana ary tsy amelany raha tsy laniny tanteraka. Olona miisa 5 hafa ihany koa no efa noratrainy, ireto farany izay mba afa-nandositra avokoa. Afa-doza araka izany ny tananan’i Vondrozo. Ireo ankizy mpianatra sy ireo vehivavy mpanasa lamba moa no tena nataon’ity voay ity mahita loza raha tsiahivina.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sekertera jeneraly
  • Alakamisy 07 Mey 2026

vaovaon’ny Minisiteran’ny jono

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alakamisy 07 Mey 2026

"Ny fizahantany dia afaka

  • Raharaha ENMG
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Ampiharo ny lalàna ! »

  • Fitrandrahana solika
  • Alakamisy 07 Mey 2026

any amin’ny Plateau Mahafaly

  • ZAZA 5 TAONA
  • Alakamisy 07 Mey 2026

NISY NAMONO TANY MANDRITSARA

  • ANKILILAOKA-RN 9
  • Alakamisy 07 Mey 2026

Sarona ny tambajotra mpitrandraka hazo tsy ara-dalana

Hijery ny tohiny
FTT