Actualités

Voly anaty « serres » Toerana 5 no hanaovana izany eto Madagasikara


  • Zoma 03 Jolay 2020

Araka ny fankatoavana nataon' ny Filankevitry ny governemanta ny 01 jolay lasa teo,

 

 

 

 

ny  orinasa Green 2000 Ltd avy any Israël no hanatanteraka ny tetikasa voly anaty “serres”. Toerana dimy no hanaovana izany eto Madagasikara : Mahitsy, Fifamanor, Fofifa Kianjasoa, Anjozorobe, ary toerana iray hafa hanaovana "centre communautaire de serres".

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT