Actualités

Vola 10 000 Ar Ny sonia ihany no niova


  • Talata 23 Jona 2015

Tsy niova ny endriky ny vola 10 000 ariary izay fampiasa teo aloha afa tsy ny sonian’ny gouvernoran’ny banky teo aloha sy amin’izao fotoana izao. Nanomboka omaly alatsinainy izy io ary azo ampiasaina manerana ny nosy.

 

  Ny vola 10 000 ariary ihany aloha no nisy fiovana ny sonia eo aminy fa mbola hiova avokoa ny amin’ireo vola sasany hafa. Nilaza ny tompon’andraikitry ny banky foiben’i Madagasikara fa tsy tokony hampiahiahy ireo mpanjifa ny fahitana io sonia vaovao io ary mbola azo ampiasaina tsara koa ny vola misy ny sonian’ny mpitantana ny vola Malagasy teo aloha. Hampahafantarina ny olona hatrany ny fiovan’ireo vola sasany. Nanentana ny tompon’andraikitra ny banky fa mbola maro ireo olona no tsy mikajy ny vola ary misy amin’izy ireo aza no mampiasa ny vola atao fandrarahana solika ny fiara. Tsy azo adinoina anefa fa lafo ny fanotana ny vola any ivelany ka tokony ho samy hitandrina ny rehetra amin’ny fampiasana azy ireny.

 

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT