VOKATRY NY FIALONANA

Nisy nanapoizina i Larissa rehefa nahazo vady vazaha ?


  • Alatsinainy 18 Septambra 2023

Mbola tena voninahitrabe ho an’ireo tovovavy any amin’ny faritra indrindra fa ao Toliara ao ny fahazoana vady vazaha.

Anisan’ny nitsikian’ny vintana tamin’izany i Larissa ilay tovovavy kely vao 25 taona monja raha misy. Nahazo vady vazaha antsoina hoe : Louis Rochefeuille ny anaovavy izay tera-tany Frantsay. Louis Rochefeuille . Ny 11 febroary lasa teo no nifaiky teo anoloan'ny fanjakana tao Toliara izy ireo fa ho mpivady mandrakizay. Ny 10 Septambra lasa teo anefa dia nanomboka narary i Larissa. Nihena be ny lanjany, ary matetika no nanao krizy sy nihinjitsinjitra izy. Notsaboina tao Toliara izy noho izy. Indrisy anefa fa nopaohan-drafahafatesana afak’omaly Sabotsy 16 Septambra ny anaovavy. Ny akanjo mariaziny noho izany no nosafidiam-badiny nampanaovina azy raha izay ihany koa no hafatry ny maty. Raha araka ny loharanom-baovao azo moa dia nisy nanapoizina i Larissa, antony nitarika izao fahafatesany izao.
Nangonin’i Pati
Legende : Lasa nandao ny tany i Larissa !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT