Voasaringotra amina afera maloto samihafa

Karana iray voalaza fa nosamborina tao Toamasina


  • Zoma 24 Mey 2024

Teratany karana iray fantatra amin’ny anaram-bositra hoe Sergio no voalaza

fa voasambotra tao Toamasina omaly alakamisy 22 mey maraina, araka ny serasera nataon’i Fleury Rakotomanana, mpamakafaka ara-politika amin’ny tambajotran-tserasera, monina any ampitan-dranomasina. Tsy voafaritra ofisialy ny antony nisamborana azy saingy loharanom-baovao iray no nahafantarana fa fanaovana sy fampiasana hosoka, fikambanan-jiolahy no fototr'io fisamborana io, hoy kosa ny fanamarihana hafa. Volaza ihany koa raha ny resaka niely fa isan'ireo meloka tamina raharaha fanondranana volamena tao amin'ny tendrom-pitsarana misahana ny ady amin'ny kolikoly (PAC) ny tenany, saingy tsy niatrika ny fitsarana azy. Andrasana ny tohiny sy ny mety ho fanazavana ofisialy mikasika ny tena marina ao ambadik’ity raharaha ity.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT