Mahazo fandrahonana amin’ny endriny samihafa ny mpiasan’ny haino aman-jery VIVA Fianarantsoa, indrindra ny mpanao gazety, manoloana ny toe-draharaha politika mafampana ao an-toerana.
Ateraky ny fifandroritana voka-pifidianana eo amin’ny MAPAR sy ny HVM, izay samy mitonona fa nandresy tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna natao ny 31 jolay 2015 lasa teo. Fanamafisana ny fiarovana no fepetra noraisin’ny orinasa mampiasa azy ireo.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.