VERONIAINA RAZAFINJATOVO

« Olona miasa am-pitiavana i TAHINA »


  • Talata 26 Novambra 2024

Misaotra anao sahy mijoro, vavolombelona ny tenako, ny zavatra rehetra nataonao dia nataonao am-pitiavana,

hoy i Veroniaina Razafinjatovo vadin’ny minisitry ny vola no sady efa minisitry ny fanabeazana nandritra ny fitondrana Ravalomanana, raha naneho hevitra tamin’ny tambajotran-tserasera momba ny ampamoaka nataon’i Tahina Razafinjoelina. Mahafantatra tsara ity kandida ben’ny tanàna ity, ny ezaka nataony fony izy mpianatra sy ny asa nataony sy vitany ary ny fotokevitra ijoroany ny olona miteny eto, ary mahafatatra tsara ihany koa ny raharaham-pirenena, indrindara ny taona 2001 ka hatramin’ny 2009. Vao tsy ela no naneho ny mpanakanto Bodo fa samy akaiky ny fony ny kandida roa saingy Tahina no safidiny ka isan’ny antony ny vina, ny fahavononana, mifanaiaky amin’ny filan’Iarivo sy ny tsirairay, ny tombotsoa iombonana,… Tsy tongatonga ho azy ireny fanehoan-kevitra ireny ka ankoatra ny olom-pirenena tsotra dia tena olona vavolombelon’ny tantara ireny anisan’ny miteny ireny, manamafy ny fahamatorana, fanaovana asa am-pitiavana, finiavana hitondra rivo-baovao, fikirizana,…ananan’i Tahina Razafinjoelina.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT