VEHIVAVY MALAGASY

Vao ny 11 % monja no mitana andraikitra ambony


  • Alakamisy 25 Jolay 2024

Mbola vitsy ireo vehivavy misahana andraikitra ambony na miantsehatra eo

amin’ny resaka fampandrosoana eto amintsika. Ny 51%-n’ny mponina eto Madagasikara anefa dia vehivavy avokoa. Ny 11 % monja amin’izy ireo no mitana izany andraikitra izany ka ny 15% ao amin’ny Antenimieram-pirenena. Ny 11 % kosa no eo anivon’ny Antenimieran-doholona raha 4% ny Ben’ny tanana. Anisan’ny antony handrafetan’ny COMESA ilay politika ny mba hahafahana mampitovy zo ny lahy sy ny vavy na ny miralenta eto amintsika izay, hiarahany amin’ny Ministeran’ny mponina. Nambaran’ny tale jeneraly eo anivon’ny Ministera iray ity fa anisan’ny dinihina ao anatin’izany ny fampitomboana isa ny vehivavy mianatra mba hitovy amin’ny lehilahy, ny fahasahiany mandray andraikitra….
Pati
Legende : Mbola vitsy tahaka izao ireo vehivavy Ben’ny tanana eto amintsika !
SARY TAHIRY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT