Varotra sy indostria

Notokanana ny fotodrafitrasa vaovaon’ny CCIA Antaninarenina


  • Alakamisy 05 Jona 2025

Tontosa omaly tetsy amin’ny CCIA Antaninarenina na ny Tranoben’ny varotra sy indostria

eto Antananarivo ny lanonana fitokanana ireo efitra vaovao ahitàna fotodrafitrasa samihafa mifanaraka amin’ny tekinolojia ankehitriny ho fampitomboana ny ambaindain’ny fanatsaràna izay tontolon’ny varotra sy indostria eto Madagasikara izany. Solontena avy amina sehatra tsy miankina samihafa ihany koa no tazana teny an-toerana, na mpandraharaha madinika io na salantsalany na vaventy. Teo ihany koa ny solontenan’ireo mpiara-miombon’antoka amin’izany tranoben’ny varotra izany. Tsy maintsy jerena, hoy ny fanazavàna, ny fanamafisana ireo orinasa lehibe, indrindra, ireo madinika sy salantsalany eo amin’ny lafiny fivoarana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT