Valanjavaboaharin'i Makay

"Mitahiry harena voajanahary


  • Alatsinainy 11 Mey 2026

sy kolontsaina tsy manam-paharoa"

Isan'ireo Valanjavaboahary kanto dia kanto eto Madagasikara ny Valanjavaboaharin'i Makay, raha ny ranty sy fampahatsiahivan'ny sampan-draharaha mitantana azy amin'izao fotoana izao. Mitahiry harena voajanahary sy kolontsaina tsy manam-paharoa izy io, hoy ny fanazavana. Loharano lehibe mamatsy renirano maro ao Menabe koa ity toerana ity. Nankinina amin'ny Madagascar National Parks moa ny fitantanana azy ankehitriny, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT