Actualités

Vaky fanasana tany Tolagnaro Lavaka 8 no namoahan’ireo mpanao ratsy ny razana


  • Alarobia 01 Jolay 2020

Nitrangana vaky fasana tany amin’ny kaominina ambanivohitra Soanierana, distrikan’i Tolagnaro andro vitsy lasa izay. Lavaka manodidina 8 isa no hita fa nisokatra ka ireo taolana tsy nilain'ireo mpanao ratsy dia naparitany teo an-tokontany avokoa.

 

 

 Olona sendra nandalo no nahita izany ka nampandre ny manodidina. Vala-ketraka tanteraka ireo tompon’ny razana araka izany ary manao antso avo amin’ireo tompon'andraikitra. Tsaroan’izy ireo ho very hasina tanteraka mantsy taolam-balon'ireo razambeny efa nilevina tao amin’ilay fasana an-taonany maro. Mbola fanontaniana mipetraka hatrany moa hatreto ny hoe : iza marina no mahazo tombontsoa amin’ny halatra taolam-paty tahaka izao, ary iza marina ireo atidoha tena mikotrika izany ? Betsaka ihany mantsy izay antso avo efa natao izay.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT