TSY NAHATSIARO TENA TAMPOKA

Lehilahy lehibe iray maty teny Alasora


  • Alarobia 26 Febroary 2025

Betsaka ireo olona tsy misakafo intsony amin’izao rehefa miala any an-tokantranony amin’ny maraina.

 Arahin’ny tsy fahampian’ny torimaso nateraky ny adin-tsaina nandritra ny alina izany amin’ny fiatrehana ny fiainana isan’andro, indrindra fa ny fitadiavana ny hanin-ko hanina. Miaina izany ny ankamaroan’ny Raim-pianakaviana sy ny Renim-pianakaviana Malagasy. Lehilahy lehibe iray no tsy nahatsiaro tena tampoka teny Alatsinainy, kaominina Alasora omaly Talata 25 Febroary maraina. Naterin’ny olona teny amin’ny CSB II avy hatrany izy io kinanjo tsy tana intsony ny ainy. Tombanana ho havizanana ….no nahazo ity Raim-pianakaviana iray ity, raha ny fijeren’ireo nanatri-maso. Ny andro rahateo somary nafana ihany. Mila mitandrina araka izany ny rehetra na dia mafy aza ny fiainana fa ny lahitokana ny aina.
Pati Legende : Namoy ny ainy ilay Rangahy lehibe !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT