Actualitテゥs

Tsy nahaloa volan地y delege Saika voadoro trano ilay kandida Ben地y tan瀟a


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Herinandro aty aorian地y fahavitan地y latsa-bato tamin地y fifidianana kaominaly ny zoma 31 jolay lasa teo, dia mipoitra tsikelikely amin段zao ny kilalao maloton地y kandid� Ben地y tan瀟a sasany ao Toliara.

 

 Kandidà iray bokan-trosa tsy nahaloa volan’ny «délègue de vote» nampiasainy no saika voadoro trano noho ny hatezeran’ireo tsy mbola nahazo vola. Norotahan’ny olona izy omaly ka nitsoaka. Nanome fe-potoana an’ity kandidà ity hatramin’ny rahampitso alahady ireo delege narirarirany, fa raha dila io fe-potoana io dia haka ny entan’ilay kandidà any an-trano ry zareo hatao solom-bola. Mafy ny te ho «Maire» rey olona !


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Actualitテゥs

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin窶冢y Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN Lテ碓N

  • 48 ora taorian窶冢y
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran窶冢y PRRM

Hijery ny tohiny
FTT