Actualités

Tsiry Andriamihantasoa “Ho aiza isika ity ?”


  • Alakamisy 25 Jona 2020

Lavitra loatra ny elanelana misy eo amin'ny fari-piainan'ny Vahoaka Malagasy. Mifanalavitra ny vola miditra eo amin'ny mpanankarena sy ny mahantra. Tsy mahafehy trano intsony ny 10.000Ariary.

 

 

 

 

Tsy mahavita izay filana ao an-tokatrano intsony izany, hoy ny filohan’ny fikambanana Tanora mandray andraikitra, Tsiry Andriamihantasoa, naneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena ao anatin’izao ankatoky ny fankalazana ny faha 60 taona niverenan’ny fahaleovantena izao. Ny tokantrano maro an'isa anefa, hoy izy, dia zara raha mampiditra vola 3.000Ariary sy 5.000Ariary. Misy hantsana lalina be, noho izany, mampifanalavitra ny mpitondra sy ny vahoaka. Tsy tsapan'ny mpitondra mihintsy ny tena hanavotana ny vahoaka, hoy hatrany izy, ary mampametra-panontaniana hoe ho aiza isika ity ?

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT