Tsy voafehy ny fiparitahan’ny basy ary miteraka tsy fandriampahalemana saika manerana ny nosy
. Tao Tsiroanomandidy tampon-tanàna dia lehilahy iray avy any Ambalanirana tonga hividy omby no maty notifirin’ny jiolahy tao amin’ny trano nivantanany ny talata misasak’alina. Voatifitra teo amin’ny kibony ilay rangahy ary lasan’ny jiolahy ny volabe tany aminy.
Nangonin’i Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.