Tsenan’i Besarety

Mihena ny mpanjifa vokatry ny fotaka taorian’ny orana


  • Alakamisy 27 Febroary 2025

Velon-taraina amin’izao fotoana izao ireo mpivarotra etsy amin’ny tsenan’i Besarety

fa mihena vokatry ny fotaka taorian’ny orana ny mpanjifa, raha ny fanadihadiana natao. Tena lasa malaina hiantsena eny an-toerana ny olona, hoy ny fanazavàna. Azo lazaina ho mbola mora entana raha mihoatra ny tsena hafa eto Antananarivo renivohitra nefa ny eny an-toerana. Ny tsenan’Antsahakely mihitsy no tena maro toerana petsa nefa ao no tena mora entana, hoy ny mpanjifa iray.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT