Actualités

Tsenan’Anosibe Hohavaozina ny karatry ny mpivarotra


  • Alarobia 30 Aogositra 2017

Miezaka manampy ireo mpivarotra ara-dalàna ao aminy ny tsenan’Anosibe.

Tonga amin’ny fotoana  fanavaozana ny karatr’izy ireo indray Ramarosandy Landry, lehiben’ny tsena ankehitriny, asa tsy maintsy hatao isan-taona mba hahazoany misitraka ny tombontsoa rehetra  avy amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Ny 60 %-n’ireo mpivarota no efa niroso amin’izany ankehitriny, karatra vidiana 15.000 Ar isan-taona isaky ny mpivarotra. Mba ho fankasitrahana ireo mpivarotra ireo sy ny lehiben’ny tsena ary dia fantatra fa horaisin’ny orinasa AMETIS izay mpamokatra ireny karatra ireny an-tanana ny asa fanatsarana ny biraon’ny tsenan’Anosibe. Mety hiitatra amin’ny fandokoana  ny tsena sy ny fanamboarana ireo sarona dalle miala ao an-toerana izany ho fiarovana ny ain’ny mpivarotra sy ny mpiantsena.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT