Tsenakely fivarotana mofo getraka ao Fianarantsoa

Mbola mijoro tsara, 127 taona mahery aty aoriana


  • Zoma 19 Septambra 2025

Isan’ny mahaliana rehefa mandalo ao Fianarantsoa

ny mahita ny Maison française-malgache Rajaon Maromino. Ny filazan’ireo zanatany azy moa dia hoe tsenakely fivarotana mofo getraka ao Fianarantsoa. Mbola mijoro tsara, 127 taona mahery aty aoriana izany tsenakely izany, raha ny fampitàm-baovao voaray. Ny 1 aogositra 1898 moa no niorina ity tsenakely nampisalorana ny anarana ho trano iombonan’ny frantsay sy malagasy ao an-toerana ity, raha ny voasoratra amin’ny takelabato eo an-doham-baravarany. Fotoana izay azo lazaina ho tena nampamaivay ny fanjanahantany frantsay. Hahafahana mandray lesona ity fa rehefa tiana sy kaliana ny asa fihariana iray toy ny raharaha ara-barotra, dia mitoetra sy voatazona foana ny mpanjifa, ka mitety vanim-potoana tahaka itony.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT