Actualités

Tsarafasina Moramanga 7 andro anio niaina ao anaty haizina


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Miditra amin’ny andro faha-7 anio alakamisy11 jona 2020 ny fiaiainan’ny mponina ao amin’ny fokontanin’i Tsarafasina distrikan’i Moramanga Faritra Alaotra Mangoro noho ny fahamaizan’ny “Transfo”

 

 

 

mizara ny herinaratra ao amin’ity fokontany ity. Mitaraina amin’ny foiben’ny Jirama aty Antananarivo ireo mponin’ity fokontany ity satria ny biraon’ny Jirama any Moramanga dia nakatona noho ny fisian’ny olona mitondra ny tsimokaretina covid-19 ao aminy ary ny olona mpanao “dépannage” ao amin’ity tanàna ity mihitsy aza rehefa misy fahasimbana eo anivon’ny fitaovan’ny Jirama any Moramanga no anisan’ny tratran’ity tsimokaretina ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT