Mpivarotra roa lehibe ao Tritriva no nisy nanafika ny alin’ny alakamisy hifoha ny zoma tamin’ny telo ora maraina.
Vola ana hetsiny maro no voalaza fa nanjavona tamin’izany. Enin-dahy nisy misaron-tava ireto jiolahy ireto.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.