Actualités

Tribonaly Anosy Hisokatra amin’izay ny fitsarana ady madio


  • Alarobia 26 Aogositra 2020

Manomboka miverina amin’ny laoniny ny raharaham-pitsarana. Misokatra amin` ny alatsinainy izao

 

 

 

 ny fotoam-pitsarana ady madio eo anivon` ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Antananarivo ka hilazana ireo manan-draharaha eo anivon` izany lapan’ny fitsarana izany mba hijery izay “rôle d`audience” na olona izay voasoratra ao anatin` izay fotoam-pitsarana izay isan-tsapana. Telo andro mialohan` ny fotoam-pitsarana kosa dia tokony efa hita eny anivon` ny fitsarana izany lisitra izany. Araka ny nambaran` ny eo anivon` ny ministeran` ny fitsarana tsy maintsy manao “badge” avokoa ireo miditra ao amin`ny fitsarana ary manaraka ny fepetra ara-pahasalamana avokoa ny rehetra.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT