Trangana fanolanana

12 no niakatra fitsarana tao Mananjary nandritra ny janoary


  • Talata 06 Febroary 2024

Trangana fanolanana miisa 12 no niakatra fitsarana tao amin’ny

Fitsarana ambaratonga voalohany Mananjary, raha ny tatitra nivoaka tamin’ny fampahalalam-baovao iray omaly. Zazavavy 3 hatramin'ny 16 taona no lasibatra amin’izany any amin'ny faritra Vatovavy nanomboka ny fiandohan'ity taona ity. Ny faha-7 sy faha-12 Janoary 2024, ohatra, dia olona roa nampidirina am-ponja vonjimaika. Efa nisy tranga hafa teo aloha ary efa any am-ponja avokoa ny mpanolana. Mandringa ny fampiharana sazy enjana raha tsy miaraka amin’ny fisorohana sy ny fanabeazana hoy ireo mpiantsehatra isan-tokony manoloana izany, hoy ny fanamarihana.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT