Tranga mampalahelo

Nindaosin’ny fahafatesana ny zanak’i Berija


  • Alatsinainy 27 Novambra 2023

Nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-8 taonany ny tolakandron’ny sabotsy 25 novambra teo lasa

teo i Win Loyck Ravelomanantsoa, zanak’i Berija Ravelomanantsoa. Ity farany izay nosamborina ny volana jona 2020, ary nogadrain’ny Fanjakana Rajoelina, ary nohelohina 44 volana an-tranomaizina. Mbola any am-ponja izy ankehitriny satria raha ny kajikajy dia any amin’ny volana desambra io vao vita ny saziny raha tsy nisitraka fampihenan-tsazy. Anio moa no handefevenana an’i Win Loyck any Mahatsinjo Alarobia Ambatomanga. Tsy mbola fantatra na ho afaka hanatrika ny fandevenana azy i Berija na tsia. Mirary fiononana ho an’ny fianankaviana manontolo eo anatrehan’ny voina manjo.
Nangonin’i Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT