Actualités

Tranga hafahafa Feno tariby ny vavan'ilay tovolahy hita faty niantona


  • Sabotsy 16 Mey 2020

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tany Mahajanga omaly zoma 15 mey maraina. Tovolahy iray tombanana eo amin’ny 30 taona eo ho eo no hita faty mifatotra tariby ary niantona teny ambonin’ny hazo antsoina hoe

 

 

 

: sakoagna. Tao amin’ny fokontany Mahajanga Be no nitrangan’izany. Olona sendra nandalo no nahita azy. Rehefa nampidinin'ny mpamonjy voina ny vatana mangatsiakan’ity tovolahy ity, dia hita fa feno tariby hatrany anatin'ny vavany. Tonga teny an-toerana ihany koa ny mpitsabo avy ao amin'ny BMHS izay nilaza fa tokony ho tamin'ny 4 ora maraina tany ho any no nahafaty ity lehilahy ity. Misokatra araka izany ny fanadihadiana mahakasika ity tovolahy hita faty ity.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT