Actualités

Trafikana hazo Bolabolana voamboana 60 tao anaty lakana


  • Zoma 17 Aprily 2020

Hazo voamboana 60 isa saika havoaka an-tsokosoko tao Mahajanga no tratra tany an-toerana ny talata 14 aprily teo rehefa nianga tao Antsahabingo.

 

 

 

 

Noho ny tahotr’ireo olona nitondra azy moa dia nilaozan’iretsy voalohany ireto hazo efa nafatratra tao anatin’ilay lakana ireto. Nifanenjehan’ny zandary sy ny ekipan’ny DIREDD Boeny-Betsiboka rahateo izy ireo nandritra izany ary mbola mitohy ny fikarohana.. Nogiazana avy hatrany kosa ireo hazo rehetra tao anatiny lakana. Tsiahivina moa fa misy olona manararaotra manondrana ireny hazo sarobidy ireny hatrany eto amintsika amin izao fotoanan’ny fihibohana izao.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT