Actualités

Traboina any Bekoboka Besalampy Miandry ny Bngrc sy ny fanjakana foibe


  • Sabotsy 04 Novambra 2017

Ao anatin’ny hanoanana tanteraka ireo mponina traboina any Bekoboka Besalampy noho ny fahamaizan’n y tanànany hatrany amin’ny 90 % ny zoma 20 oktobra lasa teo.


 
Trano manodidina ny 405 no kila hotohoton’ny afo tamin’io ary olona 2300 no traboina. Mbola miandry ny tsirambin’ny tanana avy amin’ny fitondram-panjakana mahefa sy ny fanampiana amin’ny loza voajanahary avy amin’ny Bngrc ireo vahoaka traboina any an-toerana. Ny zava-misy, tamin’ity herinandro ity vao tonga tao Mahajanga ireo fanampiana avy amin’ny Bngrc. Niangaviana ny orinasa Aqualma any an-toerana  hitatitra  an-tsambo ny entana mankany Besalampy. Avy eo  vao hotaterina an-tsarety mankany Bekoboka, 98 km miala an’i Besalampy. Izany no voin-kava-mahatratra misy eto amin’ny firenena ankehitriny.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT