Tovovavy lasan’ny rano tany Antalaha

Naharitra 24 ora ny fikarohana , hita ny sabotsy teo ny razana


  • Alatsinainy 08 Janoary 2024

Rehefa nilomano tao amin’ny ranon’Ambinany Antalaha ny

tovovavy iray antsoina hoe Willah ny tolakandron’ny zoma teo dia nanjavona tampoka, raha ny tsiahim-baovao voaray. Ny sabotsy teo kosa vao hita ny vatana mangatsiakany taorian’ny fikarohana natao izay naharitra nanodidina ny 24 ora. Mbola an-dalana ho any amin’ny fahatanorana tanteraka satria vao 17 taona monja ity tovovavy ity, raha ny voalaza hatrany, no izao nindaosin’ny fahafatesana izao. Masiaka ny rano, hoy ireo mponina, ka ilaina hatrany ny mitandrina, indrindra, rehefa tonon-taona toy izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT