Tovovavy 19 taona

Namono ny rafivaviny tamin’ny tsatoka antsy


  • Alatsinainy 08 Aprily 2024

Tovovavy 19 taona antsoina hoe Ornella no maty notsatohana tovovavy 19 taona

iray hafa tamin’ny antsy, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Voalaza ho mpirafivavy moa izy roa ireto. Tao Ambovobe, Ambodivanio, Nosy be hell ville no nitrangan’izany ny 4 aprily teo. Disadisam-pitiavana niteraka ady no niafara tamin’izao tsindrona antsy nahafaty olona izao ary efa naiditra am-ponja vonjimaika ka miandry ny fitsarana azy ity nahavanon-doza ity, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT