Fisolokiana , fisandohana ho zanaka Jeneraly , ho miaramila mitondra galona " lieutenant "
ka maka vola amin'olona no isany vesatra niampangana ilay tovolahy teo anatrehan’ny fitsarana. Namoaka didy ny mpitsara fa Voasazy 6 taona an-tranomaizina, sazy mihatra izy. Nandositra avy hatrany izy raha vantany vao nandre izany didim-pitsarana izany ary nifanenjehana saingy tratra ihany. Tany Maintirano no nisehoan’ity tranga hafakely ity.
Toky R
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.