Actualités

Tour Eiffel » etsy Ampasapito Nankasitraka ny finiavan’i Ruffin ny Ambasadaoro Frantsay


  • Zoma 04 Oktobra 2024

Un petit bout de Paris à Antananarivo », io no nanamarihan’ny Ambasadaoro Frantsay

ny fitsidihany teny Ampasapito, toerana misy ilay « tour Eiffel » noforonin’i Ruffin Rakotomalala. Natao tamin’ny vy, mirefy 12 metatra ny haavony, ary mirehitra amin’ny alina ity asa tanana ity. Nankasitraka an’i Ruffin Rakotomalala tamin’ny finiavany sy ny kalitaon’ny asany i Arnaud Guillois, ka naneho fa isan’ny asa tànana manamarika ny fifamatorana mafy sy misandrahaka izay mampiombona ny Firenena roa tonta ny asa tànana tahaka ity. Isan’ny asa tànana nalaza, ary heverina fa misy akony tena miabo amin’ny asa fihariana momba ny vy ataon’ny namorona azy ity Tour Eiffel nataona Malagasy ity.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT