Tontolon’ny haino aman-jery

Nodimandry ny talen’ny Radio Ny Antsika


  • Talata 16 Aprily 2024

Namoy namana mpiara-miasa eo amin'ny serasera sy ny tontolon’ny haino aman-jery i Toamasina,

Faritra Atsinanana. Nodimandry omaly 15 aprily 2024 i Pascal na Dadapasy, talen’ny Radio Ny Antsika Tanambao V Toamasina, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly hariva. Efa niasa tao amin'ny RNM na ny Radiom-pirenena malagasy izy talohan'ny namoronany ny Radio Ny Antsika na RNA. Miombon'alahelo sy mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy ny gazety Tia tanindrazana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT