Actualités

Tontolon’ny Fitsarana Mpitsara 1 noroahina, 6 hafa voasazy


  • Alarobia 04 Novambra 2020

Mpitsara 18 no nandalo teo anoloan'ny Filankevitry ny Fitsipi-pifehezana (CODIS) noho ny fandikàna etika sy ny fitsipi-pitondrantena.

 

 

 Ny ampahatelon' ireo mpitsara ireo dia kilasy voalohany ary mpitsara ambaratonga fahefatra. Mpitsara iray no noroahina tsy nofoanana anefa ny zon'ny amin’ny fisotroan-drononony. Mpitsara telo hafa kosa nahantona amin’ny asany mandritry ny 12 volana. Misy mpitsara iray kosa naidina ny grady 1, ny 2 hafa no nampidinina ny an-tanan-tohatra (échelon). Nofoanana kosa ny fanenjehana ireo mpitsara sivy ambiny. Raha tsiahivina dia niompana tamin` ny fikirakirana ireo antontan-taratasy mikasika ny fitsipi-pitondrantena ny fivoriana nataon` ny filan-kevitra ambonin` ny mpitsara (CSM) ny 28 hatramin` ny 30 oktobra teo.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT