Tontolo iainana

Anisan’ireo mamotika ny ala ny fanamboarana « autoroute »


  • Talata 27 Febroary 2024

0,9 isan-jaton’ny tetim-bolam-panjakana ihany hatreto no omena

ny tontolo iainana hoy ny filohan’ny Alliance Voahary Gasy, Ndranto Razakamanarina. Isan-taona dia manodidina ny 1 hektara ny ala voajanahary potika eto Madagasikara raha ny fanazavany. Doro tanety, tavy, fanaovana autoroute,… no isany mitarika izany, izay marihany fa misy fiantraikany amin’ny fiovaovan’ny toetry ny andro efa amam-polo taona teo. Hatreto dia betsaka ny vinan’ny fanjakana hoy ity farany saingy mbola ambany ny fanatanterahana azy. Hisesy tsy mijanonana ny tondra-drano sy ny haintany eto Madagasikara hoy izy raha mbola tsy mbola maka “engagement” mafy amin’ny fiarovana ny tontolo iainanana ny fitondram-panjakana. Miantso ny olom-pirenena rehetra moa ny Alliance voahary gasy mba hitsangana amin’ny fiarovana ny ala.
Lalaina RAV

Legende :Ny filohan'ny Voahary Gasy Ndranto Razakamanarina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT