Tondraka ny ambany tanàna

«Ambony ambany, petsa avokoa»


  • Talata 20 Febroary 2024

Ambony ambany, petsa avokoa, hoy ny depiote voafidy tao

amin’ny boriboritany faha 4, Paul Bert Ramasimanana na Rossy. Noho ny hafenoan-drano be loatra, hoy izy, tondraka ny ety ambanitanàna. Mihotsaka ny ery amin’ny «La haute», ambonin’ny soratra ambanin’Ampamarinana. Efa mandray ny andraikiny avy ny eny ifotony sy ny mpiahy azy ny fokontany, ny fiadidiana ny tanàna, distrika, ,minisitera. Ny ekipan’ny depiote moa mponina eny. Sady miasa no traboina. Re ihany koa fa ho sandain’ny APIPA sakafo ny fanesorana ny fako manentsina ny lakan-drano izay ho ahy manokana dia tonga amin’ny teny frantsay hoe «coup d’épée dans l’eau» na herim-po very maina. Efa nalefako «à qui de droit» na ho an’izay voakasika ny tokony ho atao ka tsy hiana-kendry eto aho fa tsitoinina ny rehetra amin’ity andro sarotra. Hahazo ny «qualificatif» na famaritana miisa hoe mpanohitra eo indray. Mahereza daholo! Aina ity, hoy Rainimanonja. Efa mitaingina lakana miverina koa ny lehiben’ny BNGRC fa tsy Antananarivo irery no dobo, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT