Tolotra vaovaon’ny Pho Resto

Sakafo matsiro tonga dia vonona ho an’ny maika lava


  • Alakamisy 06 Martsa 2025

Sakafo tonga dia vonona, tsy misy fikarakarana any an-dakozia intsony, izay no zava-baovao

ho hitanao eny amin’ny toeram-pisakafoana Pho Resto manomboka ny Alatsinainy 10 Martsa ho avy izao. Natao indrindra ho an’ireo olona tsy manam-potoana lava be hisakafoanana atoandro noho ny asa aman-draharaha izy ity. Sakafo miovaova, karazany 2 isan’andro toy ny “henan-kisoa sy légumes”, “saosisy sy hanandrano”, “akoho sy champignon noir”, “henan-kisoa sy anamadinika”,..sy ny maro hafa. Ity toeram-pisakafoana ity dia efa malaza ho tsara fandraisana, madio sady milamina, fa indrindra toerana tsy lavitra ireo orinasa maro eto Antananarivo manodidina an’Ankorondrano, Ampasamadinika, Ampandrana, ary Ivato. Toerana misy wifi, azo hampiasan’ny olona rehetra izay misakafo ao ihany koa ny Pho resto.
Pati
Legende : Santionany amin’ireo sakafo mafilotra hatolotry ny Pho Resto ho an’ny mpanjifa !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT