TOLIARA II

Olona miisa 5 tratra nisera sokatra 38 isa


  • Talata 16 Janoary 2024

Olona miisa 5 no indray saron’ny Tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena

ao Beheloka naka sy nivarotra sokatra, miisa 38 tao Soalala, Distrikan'i Toliara II, afak’omaly 14 janoary . Tao anaty gony no nahasaronana ireo sokatra ireo, raha araka ny vaovao ka nisy ireo efa nalemin’ny hafanana sy ny havizanana noho ny fotoana maharitra loatra nitazonana azy. Naterina avy hatrany any amin’ny "Madagascar National Parc" any an-toerana moa ireo sokatra tratra ireo raha hiakatra fampanoavana anio Talata 16 Janoary kosa izy 5 mianadahy. Tsiahivina moa fa fa voararan’ny lalana ny misera biby arovana ahiana ho lany tamingana toy ny sokatra tahaka izao. Toraka izany koa ny gidro. Mampigadra an-taonany ny fahatrarana olona iray manao izany miankina amin’ny habetsak’ireo sokatra na gidro nangalariny sy ny fomba nanaovany azy.
Pati
Legende : Ireto ireo andian’olona nisera sokatra tratra tany Besalampy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT