Tokantrano tsy manana lavapiringa

Hosaziana handoa onitra


  • Alakamisy 22 Febroary 2024

Hosaziana handoa onitra ireo tokantrano tsy manana lavapiringa na WC

manomboka izao, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Tsy maintsy manorina fivoahana ihany ko aizy ireo aorian’ny fampitandremana. Hisy ny fanamafisana ny fanaraha-maso ireo trano ireo. Antony ny hanentanana ny olona mba hanadio hisorohana ny aretina maro samihafa izany, raha ny fanazavana hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT