TOETRY NY ANDRO

Amin’ny Sabotsy vao ho maina


  • Alakamisy 05 Septambra 2024

Amin’ny Sabotsy 07 Septambra ho avy izao vao ho maina tanteraka ny toetr’andro

eto amintsika ary hiverina amin’ny laoniny toy ny teo aloha ny maripana. Tato anatin’ny andro vitsy mantsy dia nidina hatrany amin’ny 18C ny maripana teto an-drenivohitra vokatry ny fisian’ilay tandrifin-drahona mitangorona ao amin’ny habakabak’i Madagasikara, raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny Sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby. Na izany aza anefa dia nomarihiny fa mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina tanteraka isika izao. Mbola hitohy ny hatsiaka na dia efa volana Septambra aza ka tokony hanao fitafiana mifanaraka amin’izany avokoa ny rehetra, indrindra ao anatin’ny roa andro mbola hisian’ny ranon’orana.
Pati
Legende : Mbola hanorana hatrany aloha ny toetr’andro eto amintsika !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT