Toetr’andro

Niantona ny orana, miha miakatra indray ny marimpana


  • Alatsinainy 20 Janoary 2025

Niantona ny orana, miha miakatra indray ny marimpana, raha ny toetr’andro hita teto

afovoan-tany hatramin’ny sabotsy teo no resahina. Nanodidina 29 degre selsiosa indray moa izany, raha ny fampahafantarana avy eo anivon’ny sampana mpamantatra izay toetry ny andro izay. Efa mba velom-bolo ihany, indrindra, ireo tantsaha sy mpamboly taorian’ny fandalovan’ilay rivodoza Dikeledi iny saingy niserana ihany nefa ny hamandoan’ny tany. Tsy nahavita namonto ny tany akory ny rotsak’orana nilatsaka. Na izany na tsy izany dia mbola manantena sy miandrandra izay rotsak’orana manaraka izay hatrany, indrindra, ireo tantsaha mpamokatra, raha ny nambaran’izy ireo hatrany.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT