Actualités

Toetr’andro Mbola hitondra ranon’orana hatramin’ny zoma


  • Talata 07 Martsa 2023

Mbola hitondra ranon’orana hatrany hatramin’ny zoma 10 ;artsa ho avy izao ilay rivo-doza Freddy ho an’ny faritra maro manerana ny Nosy,

indrindra fa ny any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Tany amin’ny 130 km atsimo andrefan’i Toliara no nisy ny foibeny omaly hariva. 5 km isan’ora ny tafiotra entiny raha 125 km isan’ora kosa ny rivotra entiny. Miadana dia miadana ny fikisany izay fantatra fa mizotra mianatsimo andrefana hatrany. Mbola voasokajy ho ao anatin’ny loza mitatao araka izany ny ao amin’ny distrikan’i Morombe, Toliara I ary Toliara II. Tafiditra ao anatin’ny loza manambana kosa ny distrikan’Ampanihy, Sakaraha ary Benenitra koa miantso ny rehetra mba samy hiomana sy hitandrina ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT