TOETR’ANDRO ETO AN-DRENIVOHITRA

Amin’ny tapaky ny volana vao hafana ny andro


  • Alarobia 06 Septambra 2023

Mbola tena miaina tanteraka ao anatin’ny hatsiaka isika eto an-drenivohitra. Mbola mamirifiry fatratra izany amin’ny

maraina raha toraka izany ihany koa amin’ny hariva. Ny atoandro no mba misy hafanana kely izay mbola mandalo ihany fa tsy tena mitoetra amin’ny ankapobeny. Raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby dia mbola tena ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika eto an-drenivohitra amin’izao. Amin’ny tapaky ny volana Septambra any ho any izany vao hifarana tanteraka izany. Na izany aza dia nanamafy izy ireo fa hafana ny andro mandritra ity faran’ny herinandro ity. Mila mitondra akanjo mafana ihany anefa raha hivoaka maraina na koa hariva vao mety ho tafody hisorohana ny gripa sy ny sery mahery ary ny kohoka izay mbola tena mahazo vahana tokoa amin’izao.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT