Actualités

Toetr’andro Efa hanomboka hafana amin’izay


  • Talata 19 Aogositra 2014

Mbola tena miaina tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririna isika amin’izao raha, araka ny fanazavan-dRandrianarivoson Rivo, tompon’andraikitra eo anivon’ny

sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby. Tafiditra ao anatin’izany ny fisian’ny erika matevina isan’andro na eto an-drenivohitra izany na any amin’ny faritra hafa. Na izany aza anefa, hoy ity tompon’andraikitra ity, dia efa hanomboka hisy hafanana kely amin’ity herinandro ity. Tsy mbola voafaritra kosa anefa, hoy izy, ny vanim-potoana tena hifaranan’ny ririnina tanteraka. Hatreto aloha, araka ny fanazavany ihany dia efa mahita 11°C isika ny maraina ary mahatratra 20°C izany amin’ny antoandro.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT