Toby ara-miaramila manerana ny Nosy

Hanapariahana zana-trondro miisa 600 000


  • Alatsinainy 12 Aogositra 2024

Zana-trondro 600 000 isa no haparitaka amin'ireo « bataillons militaires »

manerana ny Nosy, vokatry ny fiaraha-miasan’ny Minisiteran’ny Foloalindahy sy ny Minisiteran’ny jono sy ny toekarena manga, raha ny fampahafantarana ny faran’ny herinandro teo. Ny teo anivon'ny Sekolim-pirenen'ny Manamboninahitra lefitra (ENSOA) Antsirabe no nanombohana izany. Natolotra tamin'ny fomba ofisaly ny 10 aogositra 2024 tao amin'ny ENSOA ny toerana fanafoizana atodin-trondro Tilapia. Tsy mijanona amin'ny fanofanana ireo manamboninahitra lefitra fotsiny ihany, fa hampiofanana ny fivelaran'izy ireo amin'ny seha-pihariana koa mba hampivoarana ny lafiny maha olona, raha ny tatitra.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT