Actualités

TOAMASINA Tratra ireo 3 lahy mpianatry ny lisea mpamiravira tovovavy


  • Zoma 07 Aprily 2023

Ela ny ela fa tratra ireo tovolahy mpamiravira zazavavy virijiny ao Toanasina. Voasambotry ny zandary omaly maraina

i Titeuf sy Gino anisan’ireo tena ati-doha amin’izany no sady mpitarika ny Fikambanana Andian-jatovo "Gool Den Team". Efa voasambotra afak’omaly kosa ilay naman’izy ireo antsoina hoe : Lahiniriko Clédos. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia hanaovan’izy ireo tambabe izay tovovavy kely tratrany ka tena tiany ary tazoniny tsy havoakany raha tsy vitany ny sitrapony. Anisan’izany ireo tovovavy kely miisa 3 tsy hita tao Toamasina ary nanaovana fikarohana. Izy telo mirahalahy ireto kay no nitazona azy no sady nofahanany zava-mahadomelina sy nanamparany ny filàn-dratsiny ireo zanak’olona. Nilaza moa ireo manam-pahefana any an-toerana fa mbola mitohy ny fikarohana ireo naman-dratsin’izy ireo hahafahana miaro ireo tovovavy kely virijiny ao Toamasina. Raha araka ny fantatra mantsy dia mbola misy naman’izy ireo hafa mandehandeha any ho any. Hiakatra fitsarana amin’ity faran’ny herinandro ity izy telo mirahalahy ireto izay mbola samy mpianatry ny lisea avokoa.
Nangonin’i Pati
Legende : Ireto izy telo mirahalahy mpamiravira tovovavy kely virijiny ao Toamasina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT