TOAMASINA-RIVO-DOZA FAIDA

Efa niverina an-tsekoly ny mpianatra


  • Alakamisy 06 Febroary 2025

Efa niverina an-tsekoly nanomboka omaly Alarobia 05 Febroary ireo mpianatra any Toamasina.

Tsy misy ny olana tamin’ny ankapobeny saingy ny rano miakatra amin’ny lalana sy ny hazo ahiana ho tapaka ka handratra no somary olana kely. Na izany aza efa mandray ny andraikiny ireo tompon’andraikitra any an-toerana hanamaivanana ny fahasahiranan’ny mponina sy ny fivezivezen’ny mpianatra. Trano miisa 90 moa raha tsiahivina no dibodrano tao Toamasina, ary tokantrano 92 isa no voatery nafindra toerana. Tsy nisy kosa ny aina nafoy, na olona tsy hita popoka, na naratra. Hotanterahina tsy ho ela ny famerenana ireo tokantrano 92 isa ireo amin’ny toerana nisy azy teo aloha raha vantany vao mitsika tsara ny rano, hoy ny vaovao.
Nangonin’i Pati
Legende : Efa mianatra tahaka izao ny mpianatra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT