Toamasina

Mpanao gazety iray ampanantsoin’ny zandary


  • Zoma 14 Jona 2024

Voaantso eny amin’ny Borigadin’ny zandarimaria ao Toamasina Renivohitra ny mpanao gazety

Mickaelys Kamy Ndiamahazo anio 14 jona amin’ny 8 ora maraina, raha ny vaovao niparitaka omaly. Resaka famoaham-baovao, ka nilazan’ny mpitory azy ho nanala baraka no antony. « Tanindrana Maxime io ilay nitory ahy ! Lazainy fa nanao "diffamation". Mbola tsara tahiry ato ny horonam-peo. Efa nisy sazy higadra iray volana sazy mihatra,… Mbola misy raharaha mikasika azy ihany koa efa mandeha», hoy io mpanao gazety io. Resaka aferan-tany moa no mampalaza ity olona voalaza fa mitory ity, ary efa nisy ireo vaovao samihafa niparitaka momba azy. Maro ireo mpanao gazety na ao Toamasina na na manerana ny Nosy naneho fanohanana an’i Mickaelys Kamy Ndiamahazo.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT