Actualités

Toamasina “Manomboka voafehy ny aretina”


  • Alakamisy 25 Jona 2020

Araka ny tatitry ny governoran` ny faritra atsinanana omaly, dia manomboka voafehy ny valanaretina COVID-19 ao Toamasina. Raha ny fanazavana nataony dia mihoatry ny 50%n` ireo olona voatily hoe mararin` ny COVID-19 no sitrana.

 

 

 

 

“Raha tamin`ny fanombohan` ny aretina dia nanodidina ny 800 ireo olona voatily fa mitondra ny tsimokaretina. Marihana anefa fa 80% ireo notiliana kosa dia voambara fa “asymptomatique” na tsy mitondra ny tsimokaretina. Tany Toamasina no betsaka nitondra ny valanaretina saingy manodidina ny 400 mahery kely no sitrana ary nanaraka fitsaboana tambavy CVO. Manomboka voafehy ny aretina” hoy hatrany ny governora. Na dia izany aza, manentana ny vahoakan` Toamasina ny governoram-paritra amin` ny fanamafisana ny fanajàna ny fepetra rehetra satria tsy misangy ny aretina.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT