Actualités

TIM Analamanga Hanatanteraka Kongresy miaraka


  • Zoma 03 Jolay 2015

Taorian’ny kongresy nanao ranolava tao ho ao dia anjaran’ny TIM Analamanga manontolo indray rahampitso sabotsy 4 jolay 2015 eny Anosy Avaratra ampitan’ny espace « Le Lion d’Or »

. Manomboka ny maraina amin’ny7 ora 30 maraina mandra-paharivan’ny andro ny fihaonana izay hatrehan’ny filoha nasionaly, Atoa Marc Ravalomanana ary handraisan’ireo distrika 13 mandrafitra ity Faritra ity dia ireo Boriborintany 6 eto an-drenivohitra miampy an’ireo distrika 7 manodidina an’Antananarivo. Ny dinika mikasika ny antoko no hisongadina amin’izany, hoy ny mpandrindram-paritra Analamanga, ny depiote Ravelonanosy Mamy Tiana, ary eo ihany koa ny fifanentanana sy ireo raharaha hafa mikasika ny fifidianana kaominaly ho avy.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT