Actualités

The Jackson Boys Hanome seho tokana ao Antsirabe


  • Alatsinainy 13 Febroary 2023

Hanome seho tokana ao Antsirabe, renivohitr’i Vakinankaratra ny tarika The Jackson Boys izay tarihin’I Mandresy moa, ilay fantatry ny maro amin’ny hoe Mandresy Jackson.

Seho tokana mifandimby anaty trano na “show case” no hataon’izy ireo ao amin’ny Espace Rojo Antsirabe ny 25 febroary izao, hoy ny fampitam-baovao. Araka ny efa nahafantarana azy hatramin’izay moa dia ny famelomana ny mpanjakan’ny Pop dia ilay amerikanina nodimandry ny taona 2009, Michael Jackson, no tena imasoan-drizalahy ireto, indrindra, I Mandresy. Ho an’izay mbola tsy nahita izany Jackson gasy izany na koa hoe dika mitovin’I Michael Jackson, araka izany, dia isan’ny fotoana iray ahafahana manararaotra hijery an’izay ity takariva iray ity, hoy hatrany ny mpikarakara.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT