Actualités

Tezitra i Manakara « Ville morte » anio tontolo andro


  • Zoma 05 Septambra 2014

Leon’ny delestazy lavareny isan’andro ny mponin’i Manakara ka haneho ny tsy fahafaliany amin’ny alalan’ny fanaovana tanŕna maty na ville morte amin’ity zoma ity. Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 1 ora antoandro avy eo amin’ny 6 ora hariva ka hatramin’ny 11 ora alina no mandeha ny herinaratra

eta content="text/html; charset=utf-8" http-equiv="Content-Type" /> eta content="Word.Document" name="ProgId" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Generator" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Originator" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_filelist.xml" rel="File-List" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_themedata.thmx" rel="themeData" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_colorschememapping.xml" rel="colorSchemeMapping" />tyle type="text/css">

Voalaza fa mandritra ny 15 andro io fa tsy fantatra izay hitranga aorian’izay, mety tena ho faty tanteraka ny jiro. 8 ora ao anatin’ny 24 ora ihany izany no mandeha ny herinaratra any Manakara. Manova tanteraka ny fiainan’ny mponina izany ary miteraka fatiantoka ho ana tokantrano sy mpandraharaha maro.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT